Bon Voyage (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bon Voyage
Raha mba niainga e!!
Raha mba niainga tany aminay izahay e!!

Dia voatso-drano e!
Voatsodranon'ny Ray aman-dReny izahay

a! ka mahaleova a!
Maleova sy malasana ianareo

a! ka jereo tsara e!
Jereo tsara ny làlana alehanareo e!

a! ka misy ireo namana a!
Misy ireo namana ody ho namanareo e!

a! ka tsitsio tsara e! }
Tsitsio tsara ny vatsy izay hoentinareo e!

a! ka misy ireo fitaka
Misy ireo fitaka efa miandry anareo

A! ka Bon voyage e!
Bon Voyage sy bon courage ianareo e !
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mahaleo
Visites : 14762
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par :
Date : 15/11/2005 19:39
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.012