Gasy (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nllwrh Aza simbana ny maha malagasy
Aza simbana lbnaauku amin’ny fanahy ratsy
Aoka tsy hiady f’iray ihany ity nosy
Na samy hafa fombafomba tsy mitovy
Tia fihavanana
Fifankatiavana
No ahafantarana ny tena malagasy
Ny fahendreny koa
tsy manam-paharoa
Tsy mahamenatra ny maha-malagasy
Iray tononkira.serasera.org ihany rehefa malagasy
Iray aina ary koa iray vatsy
Aoka tsy loko no avela ymjyo hampizara
Fa malagasy mikatsaka ny tsara
Source: http://www.multimania.com/schmilblik/fitia.html
Aza simbana lbnaauku amin’ny fanahy ratsy
Aoka tsy hiady f’iray ihany ity nosy
Na samy hafa fombafomba tsy mitovy
Tia fihavanana
Fifankatiavana
No ahafantarana ny tena malagasy
Ny fahendreny koa
tsy manam-paharoa
Tsy mahamenatra ny maha-malagasy
Iray tononkira.serasera.org ihany rehefa malagasy
Iray aina ary koa iray vatsy
Aoka tsy loko no avela ymjyo hampizara
Fa malagasy mikatsaka ny tsara
Source: http://www.multimania.com/schmilblik/fitia.html
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 6310
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10
