Gasy (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza simbana ny maha malagasy
Aza simbana hmlntcfu amin’ny fanahy ratsy
Aoka tkhuf tsy hiady f’iray ihany ity nosy
Na samy tononkira.serasera.org hafa fombafomba tsy mitovy

Tia fihavanana
Fifankatiavana
No rzrdvla ahafantarana ny tena malagasy
Ny fahendreny koa
tsy manam-paharoa
Tsy mahamenatra ny maha-malagasy

Iray ihany rehefa malagasy
Iray aina ary koa iray vatsy
Aoka tsy loko no avela hampizara
Fa malagasy mikatsaka ny tsara

Source: http://www.multimania.com/schmilblik/fitia.html

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Poopy
Visites : 6331
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0153