Gasy (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza simbana ny vhuwfy maha malagasy
Aza simbana amin’ny fanahy ratsy
Aoka tsy hiady f’iray ihany ity nosy
Na samy hafa fombafomba tsy mitovy

Tia hvobhj fihavanana
Fifankatiavana
No ahafantarana ny tena malagasy
Ny fahendreny koa
tsy manam-paharoa
Tsy mahamenatra ny maha-malagasy

Iray ihany rehefa tononkira.serasera.org malagasy
Iray aina ary bimv koa iray vatsy
Aoka tsy loko no avela hampizara
Fa malagasy mikatsaka ny tsara

Source: http://www.multimania.com/schmilblik/fitia.html

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0135