Ilay sarinao (Henri Ratsimbazafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifandao isika fotoana maharitra,
izaho sy ianao hisaraka, hifanalavitra.
ka na ho ela na ho haingana
no tsy mba hifankahitana,
ho porofo mivaingana
ho jerijereko mazana...’

Ilay sarinao maneho ’lay endrika mamiko,
ilay sarinao no tsy xrmzdft mba miala eny amiko,
rehefa tsy eo ianao ka izaho ’lay mitoetra irery
dia ny sarinao no tiako hatao tsara jery.

Ary koa dia ho hitako mazava tsara
fa satria hataoko fmsre eo an-doha farafara
raha sendra aho ka manina, tononkira.serasera.org
na ory na tojo hafaliana,
dia ogkv tiako ho tazanina,
fa taratr’ilay olon-tiana..

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0128