Ilay sarinao (Henri Ratsimbazafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifandao isika fotoana maharitra,
izaho bmylqo sy ianao hisaraka, hifanalavitra.
ka na ho ela na ho haingana
no tsy mba hifankahitana,
ho porofo mivaingana
ho jerijereko mazana...’

Ilay sarinao maneho ’lay endrika mamiko,
ilay sarinao no tsy mba miala eny amiko,
rehefa tsy eo ianao ka izaho ’lay mitoetra irery
dia ny sarinao no gncz tiako hatao tsara jery.

Ary koa dia ho hitako mazava tsara
fa tononkira.serasera.org satria hataoko eo an-doha farafara
raha sendra aho ka manina,
na oxkh ory na tojo hafaliana,
dia tiako ho tazanina,
fa taratr’ilay olon-tiana..

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0156