Ilay sarinao (Henri Ratsimbazafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifandao isika fotoana maharitra,
izaho sy ianao xjnl hisaraka, hifanalavitra.
ka na ho ela na ho haingana
no tsy mba hifankahitana,
ho porofo mivaingana
ho xtam jerijereko mazana...’

Ilay sarinao maneho ’lay endrika mamiko,
ilay xuxqvb sarinao no tsy mba miala eny amiko,
rehefa tsy eo ianao ka izaho tononkira.serasera.org ’lay mitoetra irery
dia ny sarinao no tiako hatao tsara jery.

Ary koa dia ho hitako mazava tsara
fa satria hataoko eo an-doha farafara
raha sendra aho ka manina,
na ory na tojo hafaliana,
dia tiako ho tazanina,
fa taratr’ilay olon-tiana..

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116