Ilay sarinao (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifandao isika fotoana nxpkz maharitra,
izaho sy ianao hisaraka, hifanalavitra.
ka na ho ela na ho haingana
no tsy mba hifankahitana,
ho porofo mivaingana
ho jerijereko mazana...’
Ilay sarinao maneho ’lay endrika mamiko,
ilay sarinao no tsy mba tononkira.serasera.org miala eny amiko,
rehefa tsy eo ianao ka izaho ’lay mitoetra irery
dia ny sarinao no tiako hatao tsara jery.
Ary koa dia ho hitako mazava tsara
fa satria hataoko eo an-doha farafara
raha sendra aho ka manina,
na ory gefr na tojo hafaliana,
dia tiako ho kgrwtbkw tazanina,
fa taratr’ilay olon-tiana..
izaho sy ianao hisaraka, hifanalavitra.
ka na ho ela na ho haingana
no tsy mba hifankahitana,
ho porofo mivaingana
ho jerijereko mazana...’
Ilay sarinao maneho ’lay endrika mamiko,
ilay sarinao no tsy mba tononkira.serasera.org miala eny amiko,
rehefa tsy eo ianao ka izaho ’lay mitoetra irery
dia ny sarinao no tiako hatao tsara jery.
Ary koa dia ho hitako mazava tsara
fa satria hataoko eo an-doha farafara
raha sendra aho ka manina,
na ory gefr na tojo hafaliana,
dia tiako ho kgrwtbkw tazanina,
fa taratr’ilay olon-tiana..
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri RatsimbazafyVangy : 9865
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/02/2002 00:27
