Aiza izy izay? (Mireille)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza izy izay no tononkira.serasera.org tsy hita eto intsony
Lasa lavitra angaha
Tsy tazako eto intsony
Ny sytli ahitra ao andrefan-tanàna any a
Niarahanay nanala
Ny rindrina lelafin’ny orana
Tsy haharitra ny taona
Fiv: ô ô ô modia modia
F’efa hariva anie izany andro
ô ô ô modia modia
mrap Miandry anie ny ao an-tanàna
Aiza izy izay no tsy hita eto intsony
Lasa lavitra angaha
Tsy tazako eto intsony
Ny varavarankely ery ambony
Miempaka toa hiala
Ny orana mandady ny rindrina
Mamaritra tomany
Fiv:
Aiza izy izay no tsy hita eto intsony
Lasa lavitra angaha
Tsy tazako eto intsony
Ery an-dohasaha lonaka
Mba lasa saina ihany
Manjohy miakatr’ iny havoana iny aho e
Tsy gfrbpoxh hita izay hantsoina
Fiv:
Aiza izy izay no tsy hita eto intsony
Lasa lavitra angaha
Tsy tazako eto intsony
Ny sytli ahitra ao andrefan-tanàna any a
Niarahanay nanala
Ny rindrina lelafin’ny orana
Tsy haharitra ny taona
Fiv: ô ô ô modia modia
F’efa hariva anie izany andro
ô ô ô modia modia
mrap Miandry anie ny ao an-tanàna
Aiza izy izay no tsy hita eto intsony
Lasa lavitra angaha
Tsy tazako eto intsony
Ny varavarankely ery ambony
Miempaka toa hiala
Ny orana mandady ny rindrina
Mamaritra tomany
Fiv:
Aiza izy izay no tsy hita eto intsony
Lasa lavitra angaha
Tsy tazako eto intsony
Ery an-dohasaha lonaka
Mba lasa saina ihany
Manjohy miakatr’ iny havoana iny aho e
Tsy gfrbpoxh hita izay hantsoina
Fiv:
Aiza izy izay no tsy hita eto intsony
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MireilleVangy : 41993
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nanaingo
Daty : 22/01/2006 08:44
