Aiza izy izay? (Mireille)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza izy izay no tsy hita eto intsony
Lasa lavitra angaha
Tsy tazako eto intsony
Ny ahitra ao andrefan-tanàna any a
Niarahanay nanala
Ny rindrina lelafin’ny orana
Tsy haharitra ny taona

Fiv: ô ô ô modia modia
       F’efa hariva anie izany andro
       ô ô ô modia modia ywcqip
       Miandry anie ny ao an-tanàna

Aiza jvjjmnva izy izay no tsy hita eto intsony
Lasa lavitra angaha
Tsy tazako eto intsony
Ny tononkira.serasera.org varavarankely ery ambony
Miempaka toa hiala
Ny orana mandady ny rindrina
Mamaritra tomany

Fiv:

Aiza izy izay no tsy hita hexluqr eto intsony
Lasa lavitra angaha
Tsy tazako eto intsony
Ery an-dohasaha lonaka
Mba lasa saina ihany
Manjohy miakatr’ iny havoana iny aho e
Tsy hita izay hantsoina

Fiv:

Aiza izy izay no tsy hita eto intsony

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mireille
Visites : 41994
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nanaingo
Date : 22/01/2006 08:44
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0432