Mitoto vary diavolana (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny mangorak'olon-tsy tiana
Mitoto vary diavolana
Mihantsy fampahoriana
Mandrava tady efa miolana ixbfi
Ny manin'olo-tsy sitraka
Sikidy mila voatsiary
Ary sarintsarim-pamitaka
Salama toa te-harary
Ny misento prxth izay tsy lalaina
Mandraoka rano efa raraka
Mandena lamba efa maina
Manao ankaso zwjtkb ny mpiaraka
Ny tononkira.serasera.org fitia: hanin-tsahaza
Raha anombinana; mankanavy
Fanomezana an-tanan-jaza
Tsy omena zaza miangavy
Feony: Andrianary Ratianarivo
Tonony: Rodlish (Rakotoarivony Arthur)
Mitoto vary diavolana
Mihantsy fampahoriana
Mandrava tady efa miolana ixbfi
Ny manin'olo-tsy sitraka
Sikidy mila voatsiary
Ary sarintsarim-pamitaka
Salama toa te-harary
Ny misento prxth izay tsy lalaina
Mandraoka rano efa raraka
Mandena lamba efa maina
Manao ankaso zwjtkb ny mpiaraka
Ny tononkira.serasera.org fitia: hanin-tsahaza
Raha anombinana; mankanavy
Fanomezana an-tanan-jaza
Tsy omena zaza miangavy
Feony: Andrianary Ratianarivo
Tonony: Rodlish (Rakotoarivony Arthur)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Andrianary RatianarivoVangy : 2809
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kalofahiny
Daty : 24/01/2022 05:16
