Mitotototo (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitotototo fa mafy ny ady
Tsy maintsy mitady fa mamelom-bady
Tsy habobo, tsy lainga fa marina zany
Vola mifehy ny fiainana an-tany
Be ny kabary hanafenana izany
Raha ny zava-misy efa iaraha-mahita
Ny ambany dia iny fa ambany xpdf eny ihany
Manana kosa vao miha-mihatafita
Rafitra miangatra izany ry tary
Ka inona ny ady amin’izany, lazao
Avela rfgvq hanjaka va re r’ilaikary
'Tsika hitrongy vao homana lava ohatr’izao
Sa kosa tononkira.serasera.org hijoro hitafy fgexpky ny mena
Hitaky ny zon’ny voageja eran-tany
Tsy maintsy handrobaka ilay fandresena
Mivoaka ny mason'ny leo mitomany
Tsy maintsy mitady fa mamelom-bady
Tsy habobo, tsy lainga fa marina zany
Vola mifehy ny fiainana an-tany
Be ny kabary hanafenana izany
Raha ny zava-misy efa iaraha-mahita
Ny ambany dia iny fa ambany xpdf eny ihany
Manana kosa vao miha-mihatafita
Rafitra miangatra izany ry tary
Ka inona ny ady amin’izany, lazao
Avela rfgvq hanjaka va re r’ilaikary
'Tsika hitrongy vao homana lava ohatr’izao
Sa kosa tononkira.serasera.org hijoro hitafy fgexpky ny mena
Hitaky ny zon’ny voageja eran-tany
Tsy maintsy handrobaka ilay fandresena
Mivoaka ny mason'ny leo mitomany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RossyVangy : 3310
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 08/03/2015 00:08
