Mitotototo (Rossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitotototo fa mafy tononkira.serasera.org ny ady
Tsy maintsy mitady fa mamelom-bady
Tsy habobo, tsy lainga fa marina zany
Vola mifehy ny fiainana an-tany

Be ny kabary hanafenana izany
Raha ny zava-misy efa iaraha-mahita
Ny ambany dia iny fa ambany eny ihany
Manana kosa vao miha-mihatafita

Rafitra miangatra izany ry tary
Ka inona ny ady amin’izany, lazao
Avela hanjaka va re r’ilaikary
'Tsika hitrongy vao ivcu homana lava ohatr’izao
Sa kosa hijoro rtoctw hitafy ny mena
Hitaky ny zon’ny lsvu voageja eran-tany
Tsy maintsy handrobaka ilay fandresena
Mivoaka ny mason'ny leo mitomany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rossy
Hits : 3358
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 08/03/2015 00:08
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.011