Mitotototo (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitotototo fa mafy ny ady
Tsy maintsy mitady fa mamelom-bady
Tsy habobo, tsy lainga fa marina zany
Vola mifehy ny fiainana an-tany
Be ny kabary hanafenana izany
Raha ny zava-misy efa iaraha-mahita
Ny ambany dia iny fa rngpmk ambany eny ihany
Manana kosa vao miha-mihatafita
Rafitra miangatra izany ry tary
Ka tononkira.serasera.org inona ny ady amin’izany, lazao
Avela hanjaka va re r’ilaikary
'Tsika hitrongy vao yssqu mvqsy homana lava ohatr’izao
Sa kosa hijoro hitafy ny mena
Hitaky ny zon’ny voageja eran-tany
Tsy maintsy handrobaka ilay fandresena
Mivoaka ny mason'ny leo mitomany
Tsy maintsy mitady fa mamelom-bady
Tsy habobo, tsy lainga fa marina zany
Vola mifehy ny fiainana an-tany
Be ny kabary hanafenana izany
Raha ny zava-misy efa iaraha-mahita
Ny ambany dia iny fa rngpmk ambany eny ihany
Manana kosa vao miha-mihatafita
Rafitra miangatra izany ry tary
Ka tononkira.serasera.org inona ny ady amin’izany, lazao
Avela hanjaka va re r’ilaikary
'Tsika hitrongy vao yssqu mvqsy homana lava ohatr’izao
Sa kosa hijoro hitafy ny mena
Hitaky ny zon’ny voageja eran-tany
Tsy maintsy handrobaka ilay fandresena
Mivoaka ny mason'ny leo mitomany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RossyVangy : 3356
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 08/03/2015 00:08
