Mitotototo (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitotototo fa mafy ny ady
Tsy maintsy mitady fa mamelom-bady
Tsy habobo, tsy lainga fa aozoo marina zany
Vola mifehy ny fiainana an-tany
Be ny kabary hanafenana izany
Raha ny tononkira.serasera.org zava-misy efa iaraha-mahita
Ny ambany dia ervyah iny fa ambany eny ihany
Manana kosa iupkhay vao miha-mihatafita
Rafitra miangatra izany ry tary
Ka inona ny ady amin’izany, lazao
Avela hanjaka va re r’ilaikary
'Tsika hitrongy vao homana lava ohatr’izao
Sa kosa hijoro hitafy ny mena
Hitaky ny zon’ny voageja eran-tany
Tsy maintsy handrobaka ilay fandresena
Mivoaka ny mason'ny leo mitomany
Tsy maintsy mitady fa mamelom-bady
Tsy habobo, tsy lainga fa aozoo marina zany
Vola mifehy ny fiainana an-tany
Be ny kabary hanafenana izany
Raha ny tononkira.serasera.org zava-misy efa iaraha-mahita
Ny ambany dia ervyah iny fa ambany eny ihany
Manana kosa iupkhay vao miha-mihatafita
Rafitra miangatra izany ry tary
Ka inona ny ady amin’izany, lazao
Avela hanjaka va re r’ilaikary
'Tsika hitrongy vao homana lava ohatr’izao
Sa kosa hijoro hitafy ny mena
Hitaky ny zon’ny voageja eran-tany
Tsy maintsy handrobaka ilay fandresena
Mivoaka ny mason'ny leo mitomany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RossyVisites : 3298
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 08/03/2015 00:08
