Ho an'iza ny masoandro (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho sy ianao, tsy natao hifoha mba hitaraina
Nomena ahy sy ianao, tanana sy loha tononkira.serasera.org afaka ampiasaina
Sento lava rkuhlb tsy ahafaka ny fahorianao,
Ranomaso, tsy ahamaivana ny entanao.
Ny Masoandro hitondra qqfa hafanàna
Ho an’izay mahay mandray azy…
Manantenà… Mbola ho avy ny maraina
Sento lava tsy ahafaka ny fahorianao,
Ranomaso, tsy ahamaivana ny entanao.
Ny Masoandro hitondra hafanàna
Ho an’izay mahay mandray azy…
Manantenà… Mbola hisava ny lanitrao…
dsbpei
Nomena ahy sy ianao, tanana sy loha tononkira.serasera.org afaka ampiasaina
Sento lava rkuhlb tsy ahafaka ny fahorianao,
Ranomaso, tsy ahamaivana ny entanao.
Ny Masoandro hitondra qqfa hafanàna
Ho an’izay mahay mandray azy…
Manantenà… Mbola ho avy ny maraina
Sento lava tsy ahafaka ny fahorianao,
Ranomaso, tsy ahamaivana ny entanao.
Ny Masoandro hitondra hafanàna
Ho an’izay mahay mandray azy…
Manantenà… Mbola hisava ny lanitrao…
dsbpei
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 10265
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2002 11:10
