Hafatra (RABERANTO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feoko sisa re miaraka amin’ny gitara
Sy ny lokanga re, manakoako mafy etý
Izao no hafatrafatro, ampidiro ao am-po
Hajao ny tenanao f’izaho tononkira.serasera.org dia tia anao.

Hanako ho renao hatrany
Fa hanafatra anao
Hanako ho renao ry tiana
Fa hanafatra anao.

Fanekena vlvtgweq volamena teo ambony alitara
Ny fiangonana no hanambara an’Andriamanitra Mpitsara
Ny obkjwbhs toky efa vita aza atao fatam-bary
Voninahitra an-tsobika no hanajana ny diary.

Hanako ho renao hatrany
Fa hanafatra anao
Hanako ho renao ry tiana
Fa lmqs hananatra anao.
Fa hanafatra anao.

--------
Rohy:
Hevitra
elien8 ( 24/10/2018 14:54)
Bonjour
Manantena ny fahasalamana o rehetra aho
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RABERANTO
Vangy : 2850
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 14/02/2015 00:31
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0135