Hafatra (RABERANTO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feoko sisa re miaraka amin’ny gitara
Sy ny vdbncfip lokanga re, manakoako mafy etý
Izao no hafatrafatro, ampidiro ao am-po
Hajao ny tenanao f’izaho dia tia anao.
Hanako ho renao hatrany
Fa hanafatra anao
Hanako ho tononkira.serasera.org renao ry tiana
Fa svbbvtq hanafatra anao.
Fanekena volamena teo ambony alitara
Ny fiangonana no hanambara an’Andriamanitra Mpitsara
Ny toky kgpcmcj efa vita aza atao fatam-bary
Voninahitra an-tsobika no hanajana ny diary.
Hanako ho renao hatrany
Fa hanafatra anao
Hanako ho renao ry tiana
Fa hananatra anao.
Fa hanafatra anao.

--------
Lien:
Commentaires
elien8
(
24/10/2018 14:54)
Bonjour
Manantena ny fahasalamana o rehetra aho
Manantena ny fahasalamana o rehetra aho
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RABERANTOVisites : 2998
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 14/02/2015 00:31