Divaorsa (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nivadibadika isaky ny alina aho
Tsy mahita tory
Miandry ny maraina
Hiposaka indray
Rehefa mandeha isa-maraina ianao
Ho any am-pianarana
Izaho ery jjtpaaom lavitr’ery
Mitazana , manarangarana
Manahy mafy aho ho anao
Mbola kely loatra ianao
Zazakely
Ref: Ilay Dada vaovao
Nofinidin’Ineny ho anao
No hanoro ny lalana bjbyk izoranao
Ilay Dada vaovao
igmnp Nofinidin’Ineny ho anao
No handidy sy hanapaka tononkira.serasera.org ny fiainanao
Ny fanjakana sy ny lalàna
No nilaza izao
Ineny ihany no afaka
Hanabe anao
Manahy mafy aho ho anao
Mbola kely loatra ianao
Zazakely
Ref: ...
Tsy mahita tory
Miandry ny maraina
Hiposaka indray
Rehefa mandeha isa-maraina ianao
Ho any am-pianarana
Izaho ery jjtpaaom lavitr’ery
Mitazana , manarangarana
Manahy mafy aho ho anao
Mbola kely loatra ianao
Zazakely
Ref: Ilay Dada vaovao
Nofinidin’Ineny ho anao
No hanoro ny lalana bjbyk izoranao
Ilay Dada vaovao
igmnp Nofinidin’Ineny ho anao
No handidy sy hanapaka tononkira.serasera.org ny fiainanao
Ny fanjakana sy ny lalàna
No nilaza izao
Ineny ihany no afaka
Hanabe anao
Manahy mafy aho ho anao
Mbola kely loatra ianao
Zazakely
Ref: ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NonoVangy : 6106
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 13/06/2003 15:57
