Divaorsa (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nivadibadika isaky ny alina aho
Tsy mahita tory
Miandry tononkira.serasera.org ny maraina
Hiposaka nmkhy indray

Rehefa mandeha isa-maraina ianao
Ho any am-pianarana
Izaho ery lavitr’ery
Mitazana , manarangarana

teglfkc Manahy mafy aho ho anao
Mbola kely loatra ianao
Zazakely

Ref: Ilay Dada vaovao
   Nofinidin’Ineny ho anao
   No hanoro ny lalana izoranao
vbwevoqf   Ilay Dada vaovao
   Nofinidin’Ineny ho anao
   No handidy sy hanapaka ny fiainanao

Ny fanjakana sy ny lalàna
No nilaza izao
Ineny ihany no afaka
Hanabe anao
  
Manahy mafy aho ho anao
Mbola kely loatra ianao
Zazakely

Ref: ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Nono
Hits : 6225
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 13/06/2003 15:57
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0178