Niandry anao (MAGMA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela ihany izay izaho no niandry anao
Angamba efa ora iray nitazatazana aho
Nijerijery ihany aho nierikerika fa
Tsy tonga ianao tsy tonga ianao tsy tonga ianao

Ref: Voapetrapetraka aho nitonantonana mihintsy
      jaqdcpfb   Niandry anao niandry anao
        Ianao toa tsy hita,sa namilafila
xtpvmrb  tononkira.serasera.org       Aiza ianao aiza ianao

Ny orana nikija niraradraraka
Izao nipitrapitra niandry vasoka
Niafiko ihany ireo,izaho koa efa leo
Tsy tonga ianao,tsy tonga ianao, tsy tonga ianao

Tsy andriko intsony,tsy hita ianao
Naleoko anznley tony f'izaho vizana aaahhh! yeeh!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAGMA
Vangy : 1189
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ionja_jl_1
Daty : 30/07/2020 18:58
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0109