Kabary (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Azafady re fa mba mangataka fitenenana aho
Miala tsiny, miala fondro, miala satroka re tompoko ô !
Satria izaho miteny dia tsy zokony fa zandriny indrindra
Azafady re, azafady re tompoko ô ! npnbzw
Nolazaina fa ny olona rehetra
Dia mitovy zo
Nolazaina koa fa ny olona rehetra
Tsy mitovy fo
Misy ihany anefa, misy ihany anefa
Mbola mitomany
Tsy rariny raha mbola misy jery tavan’olona trrmbxlx
Tsy rariny raha mbola misy antokotokon’olona
Tsy rariny raha mbola tononkira.serasera.org misy teny midina
Tsy rariny raha biwzzbl mbola misy farahidiny
Tsy rariny raha mbola misy tsindry hazo lena
Tsy rariny raha mbola misy didy fanerena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NonoVangy : 4807
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasikeli
Daty : 04/09/2006 15:04