Kabary (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Azafady re fa mba mangataka fitenenana aho tononkira.serasera.org
Miala tsiny, miala fondro, miala satroka re tompoko ô !
Satria izaho miteny dia tsy zokony fa zandriny indrindra
Azafady re, azafady re tompoko ô !
Nolazaina fa ny olona rehetra
Dia mitovy zo
Nolazaina koa fa ny olona rehetra
Tsy mitovy fo
Misy ihany anefa, misy ihany anefa
Mbola mitomany
Tsy rariny raha fedxwnw mbola misy jery tavan’olona
Tsy rariny raha mbola misy antokotokon’olona
Tsy rariny raha yqjult mbola misy teny midina
Tsy rariny raha mbola misy farahidiny jtwcjl
Tsy rariny raha mbola misy tsindry hazo lena
Tsy rariny raha mbola misy didy fanerena

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NonoVisites : 4883
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : gasikeli
Date : 04/09/2006 15:04