Misy antenaina (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zavatra iainana xbcetwso toa mahafinaritra
Raha hidirana lalina toa zava-tsarotra
Mahavery fanahy mbola velona
Kanefa o, tsy mahafoy azy raolombelona
Izany lay fiainana
Mivezivezy lava
Nefa toa tsy mety ampy ny eny an-tànany
Mitototo eny
Zany hono no ataony satria tiany ny dpsyb ainy
Misimisy ihany
Ireo tsy ambinina amin’izany, fananam-bitana
Miady mafy ihany
Satria tsy tononkira.serasera.org ananam-piry cnpvrwcj izany aina
Fa izay rehetra velon’aina
Mbola misy antenaina
Raha hidirana lalina toa zava-tsarotra
Mahavery fanahy mbola velona
Kanefa o, tsy mahafoy azy raolombelona
Izany lay fiainana
Mivezivezy lava
Nefa toa tsy mety ampy ny eny an-tànany
Mitototo eny
Zany hono no ataony satria tiany ny dpsyb ainy
Misimisy ihany
Ireo tsy ambinina amin’izany, fananam-bitana
Miady mafy ihany
Satria tsy tononkira.serasera.org ananam-piry cnpvrwcj izany aina
Fa izay rehetra velon’aina
Mbola misy antenaina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 10350
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10
