Misy antenaina (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zavatra iainana toa mahafinaritra
Raha hidirana lalina toa zava-tsarotra
Mahavery fanahy mbola elrapgi velona
Kanefa o, tsy mahafoy azy raolombelona
Izany lay fiainana
Mivezivezy tononkira.serasera.org lava
Nefa toa tsy mety ampy qiiyh ny eny an-tànany
Mitototo eny
Zany hono no ataony satria tiany ny ainy
Misimisy ihany
Ireo tsy ambinina amin’izany, fananam-bitana
Miady mafy ihany
Satria tsy ananam-piry izany ntcqhkxs aina
Fa izay rehetra velon’aina
Mbola misy antenaina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : PoopyHits : 10304
Likes : 0 Like
Created by : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10