Misy antenaina (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zavatra iainana toa mahafinaritra
Raha hidirana lalina toa tononkira.serasera.org zava-tsarotra
Mahavery fanahy mbola velona
Kanefa o, tsy mahafoy azy raolombelona
Izany lay fiainana

Mivezivezy lava
Nefa toa tsy mety ampy ny eny an-tànany
Mitototo eny
Zany hono no ataony satria tiany ny ainy

Misimisy mbisy ihany
Ireo tsy ambinina ucdejhm amin’izany, fananam-bitana
Miady mafy ihany
Satria tsy ananam-piry izany aina

Fa izay rehetra velon’aina
Mbola misy tuijnjm antenaina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Poopy
Hits : 10436
Likes : 0 Like
Created by : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119