Fa tsara Ianao (Fara Andriamamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wzxze Izao fiainako izao
Efa swyqj napetrako aminao
Dia Ianao qwqs Jesoa ilay Mpamonjy efa nekeko ho Andriamanitro
K’izay mitranga amiko
Anio rahampitso rahatrizay
Ekeko fa tendrinao
Raha mbola Ianao no miahy
Ka dera no tononkira.serasera.org atolotro ho Anao ry Tompo ô
Fa tsara Ianao (2x) sady mpanao ny tsara koa
Izay rehetra ataonao sy avelanao hitranga koa
Dia mahasoa satria tsara Ianao sady mpanao ny tsara koa
Ry olona ô lazaiko izao f’izay mitranga eo aminao
Raha mbola Jeso ilay Mpamonjy no ekenao ho Andriamanitrao
Dialalanahahatsara anao ho fiainana ho anao indray
Sy hitondra fiadanana ety sy ho rahatrizay
Fara Andriamamonjy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fara AndriamamonjyVangy : 32919
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 01/08/2002 14:38