Fa tsara Ianao (Fara Andriamamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao fiainako izao
Efa napetrako aminao
Dia Ianao Jesoa ilay Mpamonjy efa nekeko ho Andriamanitro
K’izay mitranga amiko
Anio rahampitso rahatrizay
Ekeko fa tendrinao
Raha mbola Ianao no miahy
Ka dera no tononkira.serasera.org atolotro ho Anao ry Tompo ô
Fa tsara Ianao (2x) sady mpanao ny tsara koa
Izay rehetra ataonao iavhffr sy avelanao hitranga koa
Dia mahasoa satria tsara Ianao sady mpanao ny tsara koa
Ry olona nzleqf ô lazaiko izao f’izay mitranga eo aminao
Raha mbola Jeso ilay Mpamonjy no ekenao ho Andriamanitrao
Dialalanahahatsara anao ho fiainana ho anao indray
Sy hitondra fiadanana jnysox ety sy ho rahatrizay
Fara Andriamamonjy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fara AndriamamonjyHits : 33268
Likes : 3 Like
Created by : admin
Date : 01/08/2002 14:38