Misy antenaina (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zavatra iainana toa mahafinaritra
Raha hidirana lalina toa zava-tsarotra
Mahavery fanahy mbola velona
Kanefa o, tsy mahafoy azy tononkira.serasera.org raolombelona
Izany lay fiainana
Mivezivezy lava
Nefa toa tsy mety ampy xfnx ny eny an-tànany
Mitototo xdhgf eny
Zany hono no ataony satria tiany ny klivhrep ainy
Misimisy ihany
Ireo tsy ambinina amin’izany, fananam-bitana
Miady mafy ihany
Satria tsy ananam-piry izany aina
Fa izay rehetra velon’aina
Mbola misy antenaina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : PoopyVisites : 10327
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10