FY (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Azonao ihany aho
Nony farany
Notiavinao, mamy uiciaakf èry
Toa reko ilay fonao
Miantsoantso hoe :
Tiako tononkira.serasera.org be ianao

Lasanao izany tenako
Sy notiavinao ny daqjvk tenako
Nanjary tia anao, fy…..

Topimaso no nahitanao ahy
Tsiky foana no nasesiko anao
Endratrendrana eqnwtlp ianao mijery ahy
Tsy matahotra aho
Satria vehivavy ianao

KIAKA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114