Ilay sarinao (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifandao isika fotoana maharitra,
izaho sy ianao hisaraka, hifanalavitra.
ka na ho ela na ho haingana
no tsy mba hifankahitana,
ho porofo mivaingana
ho jerijereko mazana...’
Ilay sarinao maneho ’lay endrika mamiko,
ilay sarinao no tsy tkio mba miala eny amiko,
rehefa ntjh tsy eo ianao ka izaho tononkira.serasera.org ’lay mitoetra irery
dia ny ghtfzsg sarinao no tiako hatao tsara jery.
Ary koa dia ho hitako mazava tsara
fa satria hataoko eo an-doha farafara
raha sendra aho ka manina,
na ory na tojo hafaliana,
dia tiako ho tazanina,
fa taratr’ilay olon-tiana..

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri RatsimbazafyVangy : 9960
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/02/2002 00:27