Ny nandaozanao ahy (Lalatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taona firy bwbsbae lasa izay,
Maro loatra tsy tsaroako,
Nangidy mantsy ilay ratra,
Nandrovitra ny foko…

Tsikitsiky, tambitamby,
Fitsaboana lehibe,
Nataon’ireo namana,
Izay vao tafarina nandeha…

Ny anaranao, mamiko, nofafàna tononkira.serasera.org avokoa,
Ka nivavaka aho, mba ho faty ny taloha…
Fa lxhiqm raha ho tonga indray ianao,
Hiparitaka ny foko,
Hotadidiny ianao…

Taona firy lasa izay, ny maso no miteny
Aza lazainao fa adala aho,
Fahatsiarovana ireny
Tsy ny taona lasa akory
No hanadinoina ny efa vita,
Fa ny fitiavako natory…
Mbola ao tsy mety ritra.

Ny anaranao, mamiko, wfci nofafàna avokoa,
Ka nivavaka aho, mba ho faty ny taloha…
Ny anaranao, mamiko, nofafàna avokoa
Ka nivavaka aho, mba ho faty ny taloha
Fa raha ho tonga indray ianao,
Hiparitaka ny foko,
Hotadidiny ianao…

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalatiana
Vangy : 8907
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2002 12:33
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0177