Ny nandaozanao ahy (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taona firy tononkira.serasera.org lasa izay,
Maro loatra tsy tsaroako,
Nangidy mantsy ilay ratra,
Nandrovitra ny foko…
Tsikitsiky, tambitamby,
Fitsaboana lehibe,
Nataon’ireo namana,
Izay vao tafarina nandeha…
Ny anaranao, mamiko, nofafàna avokoa,
Ka nivavaka aho, mba ho faty gkdgsknn ny taloha…
Fa raha ho tonga indray ianao,
Hiparitaka ny foko,
Hotadidiny ianao…
Taona firy lasa izay, ocup ny maso no miteny
Aza lazainao fa adala aho,
Fahatsiarovana ireny
Tsy ny taona lasa akory
No hanadinoina ny efa vita,
Fa ny fitiavako natory…
Mbola ao tsy mety ritra.
Ny anaranao, mamiko, nofafàna avokoa,
Ka nivavaka aho, mba ho faty ny taloha…
Ny anaranao, mamiko, nofafàna avokoa
Ka nivavaka aho, mba ho faty ny taloha
Fa raha ho tonga wfbxd indray ianao,
Hiparitaka ny foko,
Hotadidiny ianao…
Maro loatra tsy tsaroako,
Nangidy mantsy ilay ratra,
Nandrovitra ny foko…
Tsikitsiky, tambitamby,
Fitsaboana lehibe,
Nataon’ireo namana,
Izay vao tafarina nandeha…
Ny anaranao, mamiko, nofafàna avokoa,
Ka nivavaka aho, mba ho faty gkdgsknn ny taloha…
Fa raha ho tonga indray ianao,
Hiparitaka ny foko,
Hotadidiny ianao…
Taona firy lasa izay, ocup ny maso no miteny
Aza lazainao fa adala aho,
Fahatsiarovana ireny
Tsy ny taona lasa akory
No hanadinoina ny efa vita,
Fa ny fitiavako natory…
Mbola ao tsy mety ritra.
Ny anaranao, mamiko, nofafàna avokoa,
Ka nivavaka aho, mba ho faty ny taloha…
Ny anaranao, mamiko, nofafàna avokoa
Ka nivavaka aho, mba ho faty ny taloha
Fa raha ho tonga wfbxd indray ianao,
Hiparitaka ny foko,
Hotadidiny ianao…
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LalatianaHits : 9058
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 06/09/2002 12:33
