Ny nandaozanao ahy (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taona firy lasa izay,
Maro loatra tsy tsaroako,
Nangidy mantsy ilay ratra,
Nandrovitra ny foko…
Tsikitsiky, tambitamby,
Fitsaboana lehibe,
Nataon’ireo namana,
Izay vao tafarina nandeha…
Ny anaranao, kitfaxk mamiko, nofafàna avokoa,
Ka nivavaka aho, mba ho faty ny taloha…
Fa raha ho tonga indray ianao,
Hiparitaka ny foko,
Hotadidiny ianao…
Taona firy lasa izay, ny maso no miteny
Aza lazainao fa adala aho,
Fahatsiarovana ireny
Tsy ny taona lasa akory
No hanadinoina ny efa vita,
Fa ny fitiavako tononkira.serasera.org natory…
Mbola ao tsy mety ritra.
Ny anaranao, mamiko, nofafàna avokoa,
Ka nivavaka aho, mba ho faty ny taloha…
Ny anaranao, mamiko, nofafàna avokoa
Ka nivavaka aho, kmftltt mba ho faty ny taloha
Fa raha ho tonga indray ianao, bavrg
Hiparitaka ny foko,
Hotadidiny ianao…
Maro loatra tsy tsaroako,
Nangidy mantsy ilay ratra,
Nandrovitra ny foko…
Tsikitsiky, tambitamby,
Fitsaboana lehibe,
Nataon’ireo namana,
Izay vao tafarina nandeha…
Ny anaranao, kitfaxk mamiko, nofafàna avokoa,
Ka nivavaka aho, mba ho faty ny taloha…
Fa raha ho tonga indray ianao,
Hiparitaka ny foko,
Hotadidiny ianao…
Taona firy lasa izay, ny maso no miteny
Aza lazainao fa adala aho,
Fahatsiarovana ireny
Tsy ny taona lasa akory
No hanadinoina ny efa vita,
Fa ny fitiavako tononkira.serasera.org natory…
Mbola ao tsy mety ritra.
Ny anaranao, mamiko, nofafàna avokoa,
Ka nivavaka aho, mba ho faty ny taloha…
Ny anaranao, mamiko, nofafàna avokoa
Ka nivavaka aho, kmftltt mba ho faty ny taloha
Fa raha ho tonga indray ianao, bavrg
Hiparitaka ny foko,
Hotadidiny ianao…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 8891
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2002 12:33
