Lanitra (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa ny mcejmeze lanitra no mainty
Mitatao orana iny
Fahavaratra,raradraratra
Ny oram-baratra manevitevy lntaazsy ny tany
’Zay singan-drery tomany
Mpifankatia tafara-droa ambany qeyrdh tafo trano
Anaty bodofotsy miray fanahy, miray fo
Manorana any ivelany
Tsitaika an-tafotrano
Mpifankatia mifankamamy.
’Zany rehetra ’zany fitia lanitra hatrany
Mitsonika, miray, tononkira.serasera.org miara-manafosafo
Lanitra indray.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VahombeyVangy : 4613
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 13/09/2007 07:01