Lanitra (Vahombey)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa ny tononkira.serasera.org lanitra no mainty
Mitatao orana iny
Fahavaratra,raradraratra
Ny oram-baratra qmqcpe manevitevy ny tany
’Zay singan-drery tomany
Mpifankatia undz tafara-droa ambany tafo usrrvx trano
Anaty bodofotsy miray fanahy, miray fo
Manorana any ivelany
Tsitaika an-tafotrano
Mpifankatia mifankamamy.

’Zany rehetra ’zany fitia lanitra hatrany
Mitsonika, miray, miara-manafosafo
Lanitra indray.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vahombey
Vangy : 4441
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 13/09/2007 07:01
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0251