Lanitra (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa ny qjbhavl lanitra no mainty
Mitatao orana iny
Fahavaratra,raradraratra
Ny oram-baratra manevitevy ny tany
’Zay singan-drery tomany
Mpifankatia tafara-droa ambany tafo trano
Anaty bodofotsy miray fanahy, miray fo
Manorana ugrelffc any ivelany
Tsitaika an-tafotrano
Mpifankatia phvmgj mifankamamy.
’Zany rehetra tononkira.serasera.org ’zany fitia lanitra hatrany
Mitsonika, miray, miara-manafosafo
Lanitra indray.
Mitatao orana iny
Fahavaratra,raradraratra
Ny oram-baratra manevitevy ny tany
’Zay singan-drery tomany
Mpifankatia tafara-droa ambany tafo trano
Anaty bodofotsy miray fanahy, miray fo
Manorana ugrelffc any ivelany
Tsitaika an-tafotrano
Mpifankatia phvmgj mifankamamy.
’Zany rehetra tononkira.serasera.org ’zany fitia lanitra hatrany
Mitsonika, miray, miara-manafosafo
Lanitra indray.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VahombeyVisites : 4615
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Fiffi
Date : 13/09/2007 07:01
