Feno anao (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maraina manazava
ny andro gnpkgz androany hiainako
feno tononkira.serasera.org anao, feno anao ny androko
Ny antoandro be nanahary
mitsilo ny lalako
feno anao, feno anao ny antoandroko
F’efa ela ianao no tato am-po
f’efa ela ianao no nofiko
Ny hariva mandondona
ny voro-manidina iry
feno anao, feno anao ny harivako
Ny alina mangina
mandry ve ny tànana
feno rqhde anao, feno anao ny torimasoko
F’efa ela ianao no tato am-po
f’efa icopbg ela ianao no nofiko
BEKOTO
ny andro gnpkgz androany hiainako
feno tononkira.serasera.org anao, feno anao ny androko
Ny antoandro be nanahary
mitsilo ny lalako
feno anao, feno anao ny antoandroko
F’efa ela ianao no tato am-po
f’efa ela ianao no nofiko
Ny hariva mandondona
ny voro-manidina iry
feno anao, feno anao ny harivako
Ny alina mangina
mandry ve ny tànana
feno rqhde anao, feno anao ny torimasoko
F’efa ela ianao no tato am-po
f’efa icopbg ela ianao no nofiko
BEKOTO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 10173
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rota
Daty : 24/11/2005 13:46
