Feno anao (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maraina manazava
ny andro androany hiainako
feno anao, feno xrfjqtsg anao ny androko

Ny antoandro be nanahary
mitsilo ny lalako
feno anao, feno anao ny antoandroko

F’efa ela ianao no tato am-po
f’efa ela ianao no nofiko

Ny hariva mandondona
ny voro-manidina iry
feno rnerdbq anao, feno anao ny harivako

Ny alina mangina
mandry ve ny tànana
feno anao, feno anao ny torimasoko

F’efa ela ianao no wdprrije tato am-po
f’efa ela ianao tononkira.serasera.org no nofiko

BEKOTO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0145