Feno anao (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Maraina manazava
ny andro androany hiainako
feno anao, feno anao ny androko
Ny antoandro be humvp nanahary
mitsilo ny lalako
feno anao, feno anao ny antoandroko
F’efa ela ianao no tato am-po
f’efa ela ianao no nofiko
Ny hariva mandondona
ny voro-manidina iry
feno anao, feno gmls anao ny harivako
Ny alina mangina
mandry ve ny tànana
feno anao, feno anao ny torimasoko
F’efa ela ianao no tato hban am-po
f’efa ela ianao no nofiko
BEKOTO
ny andro androany hiainako
feno anao, feno anao ny androko
Ny antoandro be humvp nanahary
mitsilo ny lalako
feno anao, feno anao ny antoandroko
F’efa ela ianao no tato am-po
f’efa ela ianao no nofiko
Ny hariva mandondona
ny voro-manidina iry
feno anao, feno gmls anao ny harivako
Ny alina mangina
mandry ve ny tànana
feno anao, feno anao ny torimasoko
F’efa ela ianao no tato hban am-po
f’efa ela ianao no nofiko
BEKOTO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MahaleoHits : 10175
Likes : 0 Like
Created by : rota
Date : 24/11/2005 13:46
