Feno anao (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maraina manazava
ny andro androany hiainako
feno anao, feno anao ny androko

Ny antoandro be nanahary
mitsilo ny lalako
feno anao, feno anao ny antoandroko

F’efa ela ianao no tato qilbt am-po
f’efa ela ianao no nofiko

Ny hariva mandondona
ny voro-manidina gbaekk iry
feno anao, feno anao ny harivako

Ny alina mangina
mandry ve zbglajzg ny tànana
feno anao, feno anao ny torimasoko

F’efa ela ianao no tato am-po
f’efa ela ianao no tononkira.serasera.org nofiko

BEKOTO

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.016