FISARAHANA (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka hifarana eo, ndeha mody amin'izay
Ny fiarahana teto hatrizay
Fisarahana efa nampoizina ihany
Nefa mafy ka mampitomany
Ndeha hody ianao
Ka aoka hifandao
Miandry ilay olon-tianao
Angina aho satria
Eny angina ldycxkmf matokia
Miandry anao ilay tia anao
Nofaranana koa ny vetso mangina
Tsy analana ary koa tsy tononkira.serasera.org ampiana
Mety gjmprrun hijaly ny foko, hijaly noho ianao
Nefa aoka qxpsdx aleo mifandao
Ndeha hody ianao
Ka aoka hifandao
Miandry ilay olon-tianao
Hofaranana eny nefa mbola hiteny
Ireny fahatsiarovana ireny
Ny fiarahana teto hatrizay
Fisarahana efa nampoizina ihany
Nefa mafy ka mampitomany
Ndeha hody ianao
Ka aoka hifandao
Miandry ilay olon-tianao
Angina aho satria
Eny angina ldycxkmf matokia
Miandry anao ilay tia anao
Nofaranana koa ny vetso mangina
Tsy analana ary koa tsy tononkira.serasera.org ampiana
Mety gjmprrun hijaly ny foko, hijaly noho ianao
Nefa aoka qxpsdx aleo mifandao
Ndeha hody ianao
Ka aoka hifandao
Miandry ilay olon-tianao
Hofaranana eny nefa mbola hiteny
Ireny fahatsiarovana ireny
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Naly RakotofiringaHits : 7827
Likes : 1 Like
Created by : bobimarolahy
Date : 09/08/2010 21:58
