FISARAHANA (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka hifarana eo, ndeha mody amin'izay
Ny fiarahana teto hatrizay
Fisarahana efa nampoizina ihany
Nefa tononkira.serasera.org mafy ka mampitomany
Ndeha hody ianao
Ka aoka hifandao
Miandry ilay olon-tianao
Angina aho satria
Eny angina matokia
Miandry anao ilay tia anao
Nofaranana koa ny vetso mangina bmtr
Tsy analana ary koa kwzk tsy ampiana
Mety hijaly ny foko, hijaly noho ianao
Nefa aoka aleo mifandao
Ndeha hody ianao wexubax
Ka aoka hifandao
Miandry ilay olon-tianao
Hofaranana eny nefa mbola hiteny
Ireny fahatsiarovana ireny
Ny fiarahana teto hatrizay
Fisarahana efa nampoizina ihany
Nefa tononkira.serasera.org mafy ka mampitomany
Ndeha hody ianao
Ka aoka hifandao
Miandry ilay olon-tianao
Angina aho satria
Eny angina matokia
Miandry anao ilay tia anao
Nofaranana koa ny vetso mangina bmtr
Tsy analana ary koa kwzk tsy ampiana
Mety hijaly ny foko, hijaly noho ianao
Nefa aoka aleo mifandao
Ndeha hody ianao wexubax
Ka aoka hifandao
Miandry ilay olon-tianao
Hofaranana eny nefa mbola hiteny
Ireny fahatsiarovana ireny
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Naly RakotofiringaVisites : 7938
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : bobimarolahy
Date : 09/08/2010 21:58
