FISARAHANA (Naly Rakotofiringa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka hifarana eo, ndeha mody amin'izay
Ny fiarahana teto hatrizay
Fisarahana efa nampoizina ihany
Nefa mafy ka mampitomany

Ndeha hody ianao
Ka aoka hifandao
Miandry ilay olon-tianao

Angina aho uyliwrni satria
Eny angina matokia
Miandry anao ilay tia anao

Nofaranana koa ny vetso mangina
Tsy analana ary koa amftgw tsy ampiana
Mety hijaly ny foko, hijaly noho ianao
Nefa aoka aleo mifandao

Ndeha hody ianao
Ka aoka ybqtkedi hifandao
Miandry ilay olon-tianao

Hofaranana tononkira.serasera.org eny nefa mbola hiteny
Ireny fahatsiarovana ireny

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Naly Rakotofiringa
Vangy : 7932
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : bobimarolahy
Daty : 09/08/2010 21:58
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.026