FISARAHANA (Naly Rakotofiringa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dedpj Aoka hifarana eo, ndeha mody amin'izay
Ny fiarahana teto hatrizay
Fisarahana efa nampoizina ihany
Nefa mafy ka mampitomany

Ndeha hody ianao
Ka aoka hifandao
Miandry ilay olon-tianao

Angina aho satria
Eny angina matokia
Miandry anao ilay zlvifb tia anao

Nofaranana koa ny tbfeyexd vetso tononkira.serasera.org mangina
Tsy analana ary koa tsy ampiana
Mety hijaly ny foko, hijaly noho ianao
Nefa aoka aleo mifandao

Ndeha hody ianao
Ka aoka hifandao
Miandry ilay olon-tianao

Hofaranana eny nefa mbola hiteny
Ireny fahatsiarovana ireny

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Naly Rakotofiringa
Hits : 7933
Likes : 1 Like
Created by : bobimarolahy
Date : 09/08/2010 21:58
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0104