Antso miantefa (Tarika Miantefa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niantefa tato am-poko Jesoa 'zany antsom-pitiavanao
Fony aho mbola tononkira.serasera.org sondriana nankamamy izao tontolo izao
Iza no ho irako hoy Ianao sy handeha ho irakay?
Tsisy ho laviko izay manatona ahy

Nefa izaho naloto fo xicbr sy tsy mba mendrika
Nefa indro Ianao Jesoa tsy mba nanenjika ahy
Fa ny Tànanao holarina,
Nisintona ahy mba ho tafarina
Satria Fitiavana Ianao

Inty aho, manaiky aho Jesoa
Ho fantsom-piderana ny Anaranao
Inty aho, iraho aho, miaiky aho
Izaho no toy izao dia ny fahasoavanao

Latsa-paka ato am-poko  koa Jesoa ny hasarobidin'ny fitia
Nandatsahanao ny Ranao soa ho sandam-bidin'ny ota ety
Fa ysyud zovy no mahavonjy tena rlgdb raha izay mpanota mahonena
Fa Ianao no famonjena ho anay

Inty aho, manaiky aho Jesoa
Ho fantsom-piderana ny Anaranao
Inty aho, iraho aho, miaiky aho
Izaho no toy izao dia ny fahasoavanao (x 2)

--------
Rohy:
Hevitra
hery ( 27/09/2026 14:22)
Toa instrumental fotsiny ilay nalefanao?
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0107