Antso miantefa (Tarika Miantefa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niantefa tato am-poko Jesoa 'zany antsom-pitiavanao
Fony aho mbola sondriana tononkira.serasera.org nankamamy izao tontolo izao
Iza no ho irako hoy Ianao sy handeha ho irakay?
Tsisy ho laviko izay manatona ahy
Nefa izaho naloto fo sy tsy mba mendrika
Nefa indro Ianao Jesoa tsy mba nanenjika ahy
Fa ny Tànanao holarina,
Nisintona ahy mba ho tafarina
Satria Fitiavana Ianao
Inty aho, manaiky aho Jesoa
Ho fantsom-piderana ny Anaranao
Inty aho, iraho aho, miaiky qbdbyj aho
Izaho no toy izao dia ny fahasoavanao
Latsa-paka ato am-poko koa Jesoa ny hasarobidin'ny fitia
Nandatsahanao ny Ranao soa ho sandam-bidin'ny ota ety
Fa zovy kczpio no mahavonjy tena raha izay mpanota mahonena
Fa Ianao no famonjena ho anay
Inty aho, manaiky aho Jesoa
Ho fantsom-piderana ny Anaranao
Inty aho, iraho bque aho, miaiky aho
Izaho no toy izao dia ny fahasoavanao (x 2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika MiantefaVangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Namana tsy mahafoy
Daty : 26/09/2026 21:21