Hiara-mamindra (Tarika Miantefa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ouh...
Mba nosaininao ve fa misy fiainana
Mandeha ka misosa izay haleha tsisy ahiahy
Fa ny fiainana eto toa be korontana
Akaikin'ny sento sy ny haromontana
'Ndeha izaho sy ianao hiara-mamindra
Fa misy aim-baovao antom-piaina-mirindra
Dia fitiavana izay mampihavana
Ilay mampifandray tsy hisaraka
'Ndeha izaho sy ianao hiara-mamindra
Fa misy aim-baovao antom-piaina-mirindra
Dia fitiavana izay mampihavana
Ilay mampifandray tsy hisaraka
Ny fitiavan-tena,
ny vola sy harena
No mampiavona
Fitiavana kosa
Rehefa miavosa
Mampiadana.
Ny fitiavan-tena no mampiavona
Ny vola sy harena mampianjonanjona
Fa tsarovy kosa fa ny fnwnydj fitiavana
Rehefa mihavosa ampy hampiadana

Didy vaovao no omen'i Jesoa
Dia fifankatiavana
Ka iisir 'ndeha hanambatra ny fo,
Hifandray tànana...

Dia fitiavana izay znxlqqn mampihavana
Ilay mampifandray tsy hisaraka
'Ndeha izaho sy tononkira.serasera.org ianao hiara-mamindra
Fa misy aim-baovao antom-piaina-mirindra
Dia fitiavana izay mampihavana
Ilay mampifandray tsy hisaraka
'Ndeha izaho sy ianao
Hiaraka izao
'Ndeha izaho sy ianao
Hiaraka izao...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika MiantefaVangy : 856
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Namana tsy mahafoy
Daty : 17/07/2023 13:11