Antso miantefa (Tarika Miantefa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niantefa tato am-poko Jesoa 'zany antsom-pitiavanao
Fony aho mbola sondriana nankamamy izao tontolo izao
Iza no ho irako zfimejj hoy Ianao sy handeha ho irakay?
Tsisy ho laviko izay manatona ahy

Nefa izaho naloto fo sy tsy mba mendrika
Nefa usxauik indro Ianao Jesoa tsy mba nanenjika ahy
Fa ny Tànanao holarina,
Nisintona ahy mba ho tafarina
Satria Fitiavana Ianao

Inty aho, manaiky aho Jesoa
Ho fantsom-piderana ny Anaranao
Inty tononkira.serasera.org aho, iraho aho, miaiky aho
Izaho no toy izao dia ny fahasoavanao

Latsa-paka ato am-poko  koa Jesoa ny hasarobidin'ny fitia
Nandatsahanao ny Ranao soa ho sandam-bidin'ny ota ety
Fa zovy no oonei mahavonjy tena raha izay mpanota mahonena
Fa Ianao no famonjena ho anay

Inty aho, manaiky aho Jesoa
Ho fantsom-piderana ny Anaranao
Inty aho, iraho aho, miaiky aho
Izaho no toy izao dia ny fahasoavanao (x 2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1037