Antso miantefa (Tarika Miantefa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niantefa tato am-poko Jesoa 'zany antsom-pitiavanao
Fony aho mbola sondriana nankamamy izao tontolo izao
Iza no ho irako hoy Ianao sy handeha ho irakay?
Tsisy ho laviko izay srhkbn manatona ahy
Nefa izaho naloto fo sy tsy mba mendrika
Nefa indro afcpqdi Ianao Jesoa tsy mba nanenjika ahy
Fa ny Tànanao holarina,
Nisintona ahy mba ho tafarina
Satria Fitiavana Ianao
Inty aho, manaiky aho Jesoa
Ho fantsom-piderana ny Anaranao
Inty aho, iraho aho, miaiky aho
Izaho no toy izao dia ny fahasoavanao
Latsa-paka ato am-poko koa Jesoa ny hasarobidin'ny fitia
Nandatsahanao ny Ranao soa ho sandam-bidin'ny tononkira.serasera.org ota ety
Fa zovy no mahavonjy fupolb tena raha izay mpanota mahonena
Fa Ianao no famonjena ho anay
Inty aho, manaiky aho Jesoa
Ho fantsom-piderana ny Anaranao
Inty aho, iraho aho, miaiky aho
Izaho no toy izao dia ny fahasoavanao (x 2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika MiantefaVisites : 13
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Namana tsy mahafoy
Date : 26/09/2026 21:21